Tamin'iny (Iary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsapako ato an-tsaiko ilay fotoana nolalaiko ianao ilay niantso ahy tsy nampoiziko TAMIN'INY
Ianao nanafatra ahy hikaroka fomba hoe ahoana fa tena tia tokoa fa tsy nambara izany

Ref:Iny fotoana iny indrindra tsapako nifoha indray ilay fitiavako hatrizay toa mbola renoky ny tory nefa ianao no tonga indray nanaitra ity foko tsy sahy nitia ho tia indray nanomboka teo

2-Dia toa ilay fitia indray no nanjary nampiray anay hiaraka ho doria fa tsy mba vazivazy ny fo miara mitempo ho foana anie ny sentosento hiriana ho fifaliana ilay fiainana any aoriana
Ref:Iny fotoana iny indrindra...

Averiko indray fa tianao aho
yeah yeah yeah
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iary
Visites : 1580
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nassah
Date : 19/10/2017 06:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744