Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)
Ajouter une photo Envoyé par FalyFMZA
10/12/2025 15:40
Les chansons de Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA) 1 Cliquer ici
Visites : 132
Préférés : 0 J'aime
10/12/2025 15:40
Les chansons de Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA) 1 Cliquer ici
Visites : 132
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAEfa hatramin'ny faha mpajaka no nihira, Zafindraony Anosipatrana satria, anisan'ny Mpihira tao anaty rova ny mpamoron-kira sy mpihira teto Anosipatrana ary nomen'ny mpanjaka solon'anarana hoe : Imahagaga satria nampitolagaga ny mpanjaka ny fahaizany mihira,
Izany no nampitaina taty amin'ny taranaka taty aoriana, ka mbola hihirana ny hira Zafindraony hatramin'izao
Commentaires sur Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)
Aucun commentaire
