Indro Jesoa no mandona (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Jesoa no mandona ao mepcwe am-baravarana
Ka faingana manatona ‘zao ankehitriny izao
Raha diso ny fotoana mety hanatonana
Dia ho hasasara-poana izay kasainao hatao
Indro Jesoa no mandona ao
Moa tsy hovohanao ve izy?
Ndeha hivalo sy hifona hampandroso Azy re !
Dia eny Izy mbola miandry
Aoka ho vohana fbsjkr izao
Aza mety ho tafandry
Sao manjary neninao
Zaranao tononkira.serasera.org tokoa sakaiza raha antsoiny ianao
Ka imdyitq ny mety dia mahaiza manatona Azy izao
Eny, Tomponay Tsitoha mitoera Tompo aminay
Fa ny fonay dia hivoha ho Anao mandrakizay
Eny Tompo, Tomponay Tsitoha ô!
Mba mitoera aminay, fa ny fonay onenonao
Ho Anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4122