Jereo nareo ny fitiavan’Andriamanitra (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jereo nareo tlfogbv ny fitiavan’Andriamanitra
Very re isika rehetra ;
Fahoriana tsy misy fetra
Satria nanohitra an’Andriamanitra
Ray be fitiavana sy te ho havana
Diso tokoa o !

Jereo nareo ny fitavana
Ny fitiavan’Andriamanitra
Nitiavan’andriamanitra anareo
Nitiavan’Andriamanitra mcjilz
Antsika tononkira.serasera.org ry zareo

2-Voninahitra aman-daza
Hazofijaliana koa
Tsy hahasakana
Ny Lahitokana    Tsia tokoa
Na mampihemotra
Mba tsy hanavotra

3-Saino sao manody sakaiza
Na mankaiza re bokwv na mankaiza
mahafinaritra
Ny miheritreritra     Mamy tokoa
Sy ny mihevitra
An'Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323