Tazano zareo Anosipatrana (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tazano zareo Anosipatrana soa
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny gkwbpo rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka foheg jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tononkira.serasera.org tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny ywumj Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Tananan’ny razana ka manan-jo`
Fonenan’i Dada sy Neny tsy foy
Akany malala ka mamin’ny fo
2.Tazano ny bikany mendrika soa
Tsy avo tsy iva, ny gkwbpo rivotra soa
Talaky masoandro fonenana soa
Nofisi-matory mambabo ny fo
Fiverenana:
Atopazo ny masonao ka foheg jereo dia tafasao
3.Tazano indray re ry havana ô!
Ikopa malaza misosa mankao
Ireo tononkira.serasera.org tanimbary manemitra koa
Totroin’Iarivo dia kanto tokoa
4.Hakaro indray re ny masonareo
Tazano iry tilikambo iry
Tempolin’I Jehovah izay meva tokoa
Kiady sy manda nosy patrana soa
5.Misaotra ny Tompo isika zareo
Nametraka izao filaminana izao
Ka dera sy laza ho an’ny ywumj Ray
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 290
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:44
