mamy re ny fitia (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Soa ho antsika re ny ho be fitia
Mba gtkbtx ho miran’endrika raha mifankatia
Hisy fiadanana tononkira.serasera.org tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly jnfsur soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky cklhsvqk ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia dia eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
Mba gtkbtx ho miran’endrika raha mifankatia
Hisy fiadanana tononkira.serasera.org tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly jnfsur soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky cklhsvqk ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia dia eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 16:50
