Isaoranay ny anaranao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao Andriamanitra ô!
Nambininao ny asanay
Ka tratra soa aman-tsara izao Jobily izao

Ny anananay sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao

Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny yafl toy rplsw izany
Fenoy ny hamasinanao

Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! uwclu Hosana! Anao ry avo indrindra

Mifalia sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tontolo izao
Hosana! No asandratray ho tononkira.serasera.org anao ry Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365