sento (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola miaina eto an-tany
tsy bsnhbkc maintsy mizaka ny jfvgpfyc mafy
Misento ka velon-tomany
F'izany no fomban'ny tany
Jereo ddyeq re ny lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro

REF:
Ka inonano mampisento
Maninona no mitomany
Fa aoka hatoky isan'andro isan'andro
Ilay Andriamanitra Ray

2-Raha toa ka mitraotra tsy tanty
Tsy zaka intsony indrisy
Lohasahan-dranomaso no eto
Jereo ihany io lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay tononkira.serasera.org mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461