Sambatra izay mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahatsiaro tononkira.serasera.org ny malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro qxekvkb lbmvxh ny malahelo
Jehovah hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany bksukwpj rehetra eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaVangy : 297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:30