Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho wjeoocwe tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko pqaz Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao tononkira.serasera.org am-poko ny didiny
Ny Azy ogczzesw no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho wjeoocwe tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko pqaz Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao tononkira.serasera.org am-poko ny didiny
Ny Azy ogczzesw no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)Vangy : 244
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:40
