Mamindrà fo amiko (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô!
Mamindrà fo uiwhl amiko
Fa Ianao no ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny elatrao no tononkira.serasera.org ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina amin’Andriamanitra ovrr
Avo indrindra aho
Dia amin’Andriamanitra ababl
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka hamonjy ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1205