Tonga indray (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tonga indray izao 'lay andro maminay
    Ahatsiarovana ny nahaterahanao
    Nidina an-tany Hianao dfcbodfe ho famonjena anay
    Fitiavana tsisy tononkira.serasera.org mihoatra izany

Réfrain epyf :
O! Mifalia sy mihobia
Fa Jesoa Tompo ilay Mesia no tonga ety
Fa tonga hanavotra hanome fiainana
Ho an'izay vonona handray Azy.

2 - Vonona ve ianao, ny handray Azy
    Ny fonao hivoha no hany andrasany
Hitoetra anatinao, izay no sitrany
Hanjakan'ilay Mpanjaka ny heriny

Réfrain :
O! Mifalia sy mihobia
Fa Jesoa Tompo ilay sopvoa Mesia no tonga ety
Fa tonga hanavotra hanome fiainana
Ho an'izay vonona handray Azy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)
Vangy : 233
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jouradikt
Daty : 10/12/2025 15:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032