Toy ny diera (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uriwisb Toy ny diera maniry ny nwhjpmo rano an'ony
Ny foko egup maniry Anao (2)
Ry fanahiko nahoana moa no tononkira.serasera.org mitanondrika ianao?
ka mitoloko ao anatiko ao
Manantenà ny Tomponao
Ny foko egup maniry Anao (2)
Ry fanahiko nahoana moa no tononkira.serasera.org mitanondrika ianao?
ka mitoloko ao anatiko ao
Manantenà ny Tomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 351
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 17:09
