Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny admpky Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy tononkira.serasera.org soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!
Ary an-dapanao ary`ny namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! ymtugiz Haleloia!
Itony nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! srctvq Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no mendrika handray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'AnosipatranaVisites : 347
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:36