Betilehema tany tsara laza (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betilehema tany tsara laza
Tao no tany , tanim-bonikazo
Nitsimohan’i Jesosy Zaza
Ody aina tsy malazo
Nazareta vohitra madera
Dia fonenana fonenana mangina
Tao ny Tompo ka mandefera
Raha ory sy nampijaliana
Be tilehema tany tsara laza
Getsemane saha mampahory
Dinitra fitia dinitra fitia numozt tsy lany
Izao tontolo izao ejdpi dia miray fitory
Fa tsy misy toy izany
Kalvary ‘ly havoana kely
Nijaliana niafiana
He ! tsy hita tononkira.serasera.org velively
Lay nanjo ny Tompo tiana
He ry fitiavana
Ry fitiavana mamerovero
Maneleza fofo-tsara
Tano aho zxjdl ka ampandefero
Hahazaka izay anjara
Tao no tany , tanim-bonikazo
Nitsimohan’i Jesosy Zaza
Ody aina tsy malazo
Nazareta vohitra madera
Dia fonenana fonenana mangina
Tao ny Tompo ka mandefera
Raha ory sy nampijaliana
Be tilehema tany tsara laza
Getsemane saha mampahory
Dinitra fitia dinitra fitia numozt tsy lany
Izao tontolo izao ejdpi dia miray fitory
Fa tsy misy toy izany
Kalvary ‘ly havoana kely
Nijaliana niafiana
He ! tsy hita tononkira.serasera.org velively
Lay nanjo ny Tompo tiana
He ry fitiavana
Ry fitiavana mamerovero
Maneleza fofo-tsara
Tano aho zxjdl ka ampandefero
Hahazaka izay anjara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 246
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:25
