Hobio ataovy antso avo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, ataovy antso avo
Lazao, manakorà
Ary aza tridfwkj manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any Betlehema
Ny lalam-be malaza sy ny tononkira.serasera.org mahasoa
Ho amin’io fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia wiqha Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira vuybgmp fifaliana isika
Lazao, manakorà
Ary aza tridfwkj manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any Betlehema
Ny lalam-be malaza sy ny tononkira.serasera.org mahasoa
Ho amin’io fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia wiqha Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira vuybgmp fifaliana isika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 368
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:52
