hihira ny teninao (Hira Faneva faha 5taona FMZA) (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro
Fa ampianarinao ahy ny didinao
Aoka re hiboiboika fiderana ny molotro
Ampianarinao ahy ny didinao Jehovah ô ! rkmcsa
Hihira ny teninao ny lelako,
Fa marina tokoa ny crjji didinao rehetra
Aoka anie ggzmkgga hamonjy ahy ny tononkira.serasera.org tananao
Fa efa nifidy ny didinao Andriamanitra ô !
Fa efa manimanina ny famonjenao ahy, Jehovah
Ary ny lalànao no firavoravoako mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 439
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 16:58