Erreur, artiste non disponible.
Aza sarotra tenenina (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao tenenina sy atoro ohatrizao
Dia tianay ianao mba ahalala izay atao
Matoa ianao ampiana @ ora tahak'zao
Mba tianay ianao, hanaja ny fomba amampanao..
Aza sarotra tenenina raha mbola azo atao,
fa tsy mety lasa lavitra ny mokondohanao
Ny toetsaina toy izany anie ry namana
tsy mandroso fa voabahana...
2- Izay tsy tandalana Dia efa fantatrao fa.
Manary tena fotsiny @ fivoarana
Izay be fialonana Dia efa fantatrao koo fa
Mety ahazo aretim-po sy fahafatesana
Manova toem-po sy toe-tsaina ianao yovzv ry namako.. o! o!
Ny longilongy lavanao angah heverinao ho lasa valisoa...
A/C : Alban RANDRIARIMALALA
mmpelieu ulcsoa tononkira.serasera.org GROUPE ITMM - 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVisites : 322
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sydorien
Date : 15/10/2025 07:44