Fitiavana ny Andriamanintsika (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ny Andriamanintsika
Tsy terena tsy vozonana izay te ho mpanompony
Be ny mimonomonona, maro ny misentosento
Tsy vitsy koa ireo manahy
Satria tsy fantany ny soa ho an’ny tenany
Indrisy tononkira.serasera.org fa mahantra ianao svjuqwji ry kely finoana
Betlehema tsinjovinao, Kalvary jereonao
Fa ao no fototry ny ainao
Fanehoana esciwrs ny soa, famaranana farany
Vita re ny famonjena
Voninahitra anie ho pxwvnxp Anao ry Avo indrindra
Fiadanana anie ho an’ny olonao ety an-tany
Ankasitrahana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2615