You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)

Ny A.M.A.L.A dia antoko mpihira Catholique ao amin'ny ECAR Notre Dame de Rosaire Antohomadinika. Izy ireo dia mitory an-kira ny tenin'Andriamanitra. Niforona tamin'ny taona 1992 tao amin'ny Fiangonana ECAR Notre Dame de Rosaire Antohomadinika ihany....(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Aina ho anay
2 Aleloia Hozana
3 Andeha isika ho any Bethehema
4 Andriamanitra
5 Andriamanitra Fitiavana
6 Andriamanitra Ray Tsitoha
7 Arotsay ao am-ponay ry Tompo รด
8 Asa fiantrana
9 Asandrato
10 Asandratray
11 Atopazo
12 Ave Maria
13 Avenirako
14 Aza mataotra fa homba anao aho
15 Dera
16 Misaotra Anao
17 Ny fitahianao
18 Satriko
19 Tsinotsinona
20 Vavaka ho an'i Dada sy Neny