Dera (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misaotra Anao izahay ry Ray savslrkt tononkira.serasera.org
Fa tojo nwjvem izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsinanao
Teo am-panatontosana ny irakao

Ref: Dera no atolotray
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao

2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao higlak nitsinjo anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437