Tsinotsinona (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsinotsinona avokoa izao rehetra izao
Na ny uhgyxt vola na ny harena sy ireo fanananao
Na ny tenanao koa aza gtya any aoriana any
Dia tsy maintsy hianjera anjary vovoka
Raha izao fiainana izao dia fianana miserana
Manam-patamperana ka tsy azo hianteherana
Mampirotoroto lava mampitebiteby saina
Tsy hilaozan'ny ankaso tena mampiferinaina
2) Ao am-badika ao anefa ho lazaiko ho anao
Misy toerana iray misy fiaim-baovao
Tsy mba ana-patamperana ho doria mandrakizay
Eny io ilay toerana nomanin'izy Ray
Koa raha tianao ny hahazo izany tononkira.serasera.org fiainana izany
Ovay ny toetranao dieny mbola eto an-tany jbwqmfth
Mitodia amin'ny Ray fa izy irery ihany
No afaka handray sy hitondra anao ho any.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 1205
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dapoon
Daty : 19/11/2019 21:39