Avenirako (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/avenirako

Na dia anatin’ny haizigna
Mbaola hainao fao zanakao
Tsinjovinao marikitry
Satria zaho tianao

Nata mafy ny fitsapagna
Haiko anao tsy magnambeila anahy
Akeo fao, aka eo faogna
Miady ho anahy, ka tsy misy mahazo anahy

Anao raiky Ray ô
Anao araiky mahay
Tsisy afeniko, satria aminao
Ary anao mahay ny avenirako !!!

Hainao ny fiainako jiaby
Hainao tononkira.serasera.orgny momba anahy jiaby
Tsisy mihafigny, eo imasonao
Satria aminao ny avenirako

Ny fiainako sambatra mety ankilanao
Misaotra Anao, tsy nagnary anahy
Na dia mafy laoha, zaho ndreindreiky Jesoa

Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)
Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)
Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)

AMALA
A\C : Hubert RAHONISON

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 155
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:02
ID : 12859

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo