Aina ho anay (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/aina-ho-anay

Ny vatanao ry Jesoa no natolotrao ho anay
Mitsaoka Anao ny foko sy ny fanahiko
Ry vatanao nijaly vao teraka
Ry vatanao nijaly tambony kalvery

Tsy navelanao ho very maina
Ny fijaliana izay nanavotanao anay
Mittononkira.serasera.orgsaoka Anao ‘zahay
Fa Ianao ‘lay Tomponay

Ny ranao koa ry Jesoa no natolotrao anay
Mitsaoka Anao ny foko sy ny fanahiko
Ra nanavotra anay tsy ho very doria
O ! ry Rà sarobidy, misaotra Anao ‘zahay

A/C : Rahonison Hubert (Mib)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 29
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:31
ID : 12847

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo