Ave Maria (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/ave-maria

Reniko Izy ka tsy foiko
Mandra-pialako, amy ity tany fandalovana ity
Fa feno hatsarana ny hatanorana

Manganohano ka tsy tàna
Ny ranomaso, fa mijaly mitomany isika eto an-tany
F’any ilay Reny mTsiky dia ampyanova hafaliana ireny

Henoy rankizy izany feo
Mamelovelo, faniriana nao ho tafita r’any aoriana
Henoy re izy fa mitondra am-paradisa

Maria ô ! Maria ô !
Henoy ny antsoko
Te hihaona aminao doria
No hany ventsoko

AMALA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 161
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:04
ID : 12858

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo