Andriamanitra Fitiavana (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

Andriamanitra fitiavana
Ianao no hoe mampiray
Ary koa mampihavana
Ireto havan-tianay

Nefa ny fiainana tsy mora
Sarotra koa izany dia
Koa ampio ireo tanora
Mba haharitra ho doria

Raha tojo fifaliana
Aza avela ho vartononkira.serasera.orgiana
Raha sendra fahoriana
Tsy ho diso fanampiana

Raha sendra ka mivena
Fa hoe resim-pahalemena
Dia omeo fahendrena
Mba hahay hanarin-tena

Tahionao Zanahary
Na finaritra ireo na marary
Arovy re hatrany hatrany
Fa malama anie ny tany

AMALA

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 307
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:13
ID : 12851

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo