Atopazo (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/atopazo

Atopazo ny masonao
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no hasambarana miandry anao

Manaova asa soa re
F’izany no hasambaranatononkira.serasera.org
Tiavo ny namanao
F’izany no tsara indrindra

Ka manetre tena re
F’izany no sitraky ny Ray
Tiavo ny fahavalo
F’izany no didy lehibe

AMALA
A\C : Donah RATSIMBAZAFY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 130
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:05
ID : 12857

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo