Aza mataotra fa homba anao aho (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/aza-mataotra-fa-homba-anao-aho

Aza matahotra e !e !
Fa homba anao aho, miaraka aminao
Ka ialaho ny ahiahy, mahatonga anao tsy sahy
Handroso hitory ny Anarako
Ka ialaho ny ahiahy, mahatonga anao tsy ahy
Hiseho ho tena mpianatro

K’aza matahotra e !e !
Ka aza matahotra e !e !

Reko ato anatiko ny teninao milaza hoe :
Efa fantatro talohan’ny hahaterahanao ianao
Fa raha mbola tsy teraka akory ianao
DTsiky dia ampyia efa nohamasiniko
Efa notendreko ho mpiara-miasa Amiko

K’aza matahotra e !e !
Ka aza matahotra e !e !

Novaliako tokoa re ny antsonaoka hoy aho :
Indrisy re ry Raytsy mahay miteny aho fa zaza
Dia hoy Ianao namaly :
Aza manao hoe zaza ahofa handeha ianao
Hanatanteraka izay rehetra hampanaoviko anao

K’aza matahotra e !e !
Ka aza matahotra e !e !
Fa hamonjy anao Aho

AMALA
A\C : RP Ndriana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 178
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:01
ID : 12860

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo