Misaotra Anao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay
Andriamanitra Ray o
Fa nomenao tombon'andro
Hideranay ny vavfdadr anaranao
Misaotr Anao izahay Andriamanitra
Fa tanteraka ny sitraponao

1) Omeo tononkira.serasera.org hery ireto tanoranao
Andry iankinan'ny fiangonanao
Mbola maro ny adidy tsy vita
Tsofy tcxgon rano hamita ny irakao

2) Arotsahy ny herin'ny Fanahy
Mba handresy ny herin'ny satana
Zay mpandrava ny ezaka efa vita
Eto an-tany onenan'ny grhfduhi zanakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8831