Aleloia Hozana (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/aleloia-hozana

Aleloia hozana
Fiderana no atolotro Anao
Resinao ny fahafatesana
Aleloia hozana (2)

Voninahitra tsy misy fetra Jesoa
No indro miseho miharihary
Fitiavana tsy manam-petra
No indro toTsiky dia ampynga faneva mijoro
Fandresena hohirainay mandrakizay

Hasambarana sy hafaliana Jesoa
No manenika ny fonay
Fa velona indray Ianao Tompo
Tsy misy mahery mihoatra Anao
Fahazavana ka hohirainay mandrakizay

AMALA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 48
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:30
ID : 12848

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo