Asandrato (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/asandrato

Ampiasao re, izay nomena anao
Mba ho fantatry ny maro hoe :
Tia anao ny Ray

Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny aTsiky dia ampyndro
Isehoanao

Miantso anao ny Tompo
Mivonona ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy

Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.

AMALA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:07
ID : 12855

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo