Andriamanitra (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihiranny-andonny-lanitra-antohomadinika-a.m.a.l.a/andriamanitra

Andriamanitra Tompo ô
Andriamanitra Rainay Ianao
Andriamanitra Tompo ô
Andriamanitra Rainay Tsitoha

Izao tontolo izao dia miantso ny Anaranao (oh oh oh oh)
Midera sy mankalaza fa lehibe indrindra Ianao
(Ianao ry Ray Tsitoha) / (tsara Ianao)
Ianao ry Tompo ô, ilay Mpamonjy anay
Ny voninahitra ho Anao ry Ray mandrakizay

Ny andronay manontotononkira.serasera.orglo, efa eo am-pelatananao (oh oh oh oh)
Ombay ny fitahianao, arotsay ny fahasoavanao
(omeo anay ry Ray / ny soa avy Aminao)
Ny fikasanay, ny fanirianay
Ho tanteraka anie ny sitrakao / ry Ray mandrakizay

Andriamanitra Ray tsitoha, Ianao ‘lay mpamonjy anay
Andriamanitry ny avo indrindra / Midera sy mihoby Anao zahay
Andriamanitra (4) / Ianao Mpamonjy anay (4)

AMALA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 52
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nampionona
Tamin'ny : 24/06/2020 15:15:14
ID : 12850

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo