Satriko (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

Satriko ho tapitra anio ihany
Ny andro fohy iainako eto an-tany
Raha ny sento maro mianjady
Izay mikiky ny fanahiko

Fa mbola mpiahy tsy manam-paharoa
Raha ny heriny
Ka anakinakko sy miahy koTsiky dia ampya ny fanahy ety
Ka mora foana ho ahy ny hisafidy ny hoe
Izay lalana mendrika hodiaviko

Mino aho fa foana
Manomboka anio reo adim-panahy feno haratsiana
SAtrria Ianao Jesoa velona ato amiko
Ka afa niandrandra ny fiainako

Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Mpamaky : 358
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Dapoon
Tamin'ny : 19/11/2019 20:40:00
ID : 12202

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo