NY FIAINANTSIKA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fiainantsika eto an-tany dia miovaova tokoaAo ny mangidy ao ny mamy sotroina
Tsy maintsy hiaretana raha mbola velona ety
Nefa tsarovy fa ao 'lay Jesoa izay vonona hanampy anao
REF:
Ento Aminy ho vahany
Ny olana mangeja anao
Ho tsapanao fa tsy hangia anao
Ny ahiahy hatrizay
2) Eny an-dàlana eny dia maro ny zava-manjo
Misy izay mampitomany, mandratra fo
Tsy maintsy hiaretana raha mbola velona ety
Nefa tsarovy fa ao 'lay Jesoa izay vonona hanampy anao
3) Rehantsika ombieny ombieny ny lazan'ady etsy sy eroa
Mampiasa saina ireny manimba loha
Tsy maintsy hiaretana raha mbola velona ety
Nefa tsarovy fa ao 'lay Jesoa izay vonona hanampy anao
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra

Sandosantos
(
19/05/2023 12:11)
Ny fiainantsika eto an-tany dia miovaova tokoa, ao ny mangidy ao ny mamy....Nefa tsarovy fa ao 'lay Jesoa 'zay vonona hanampy anao
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 136
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 19/05/2023 12:09