Indro maraina (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro maraina vaovao,
Maraina vao ho ahy sy ho anao
Fa ny omaly(an…..an…..an)
Lasa ihany(an…..)
Ny ampitso(an…..an…..an)
Tsy hay jerena(an…..)
Soa fa nisy koa ilay maraina vao
Aina vaovao avy aminao Jeso
Soa fa nisy koa ilay mpamindra fo,
Nanome izao anio izao.
Ny eritreritra nandeha
Namaky ny alimaizina
Fa ny omaly(an…..an…..an)
Lasa ihany(an…..)
Ny ampitso(an…..an…..an)
Tsy msiuktz hay qdbpd jerena(an…..)
Ny ahiahy ho lasa sy handao
Eo akaikinao ry Ray
Ny alaelo hisinda tsotra izao
Eo akaikinao owrzjua ry Ray
(Fa satria re)
Ilay amboambo sao dia handratra anao
Ny rehareha koa sao handiso hevitra
(Fa satria re)
Ilay amboambo sao dia handratra anao
Ny rehareha koa sao handiso hevitra
Fa ny omaly(Fa ny fanirianny aiko)
Lasa ihany(Tsy miala ato antsaiko)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Ny rehetra(Ny rehetra izay jereko)
Sy ny feo(Sy ny feo izay fandreko)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Tsy hay ravoana(Tsy hay tononkira.serasera.org ravoana hijaliako)
Na fahoriana(Na fahoriana hifaliako)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Tsy hampanahy(Tsy hampanahy ny fisiako)
Tojo koa re(Tojo koa ny faniriako)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Soa fa nisy koa ilay maraina vao
Aina vaovao avy aminao Jeso
Soa fa nisy koa ilay mpamindra fo,
Nanome izao anio izao.
A/c : Zizy Raha
©ILAYNANTENAINY
Maraina vao ho ahy sy ho anao
Fa ny omaly(an…..an…..an)
Lasa ihany(an…..)
Ny ampitso(an…..an…..an)
Tsy hay jerena(an…..)
Soa fa nisy koa ilay maraina vao
Aina vaovao avy aminao Jeso
Soa fa nisy koa ilay mpamindra fo,
Nanome izao anio izao.
Ny eritreritra nandeha
Namaky ny alimaizina
Fa ny omaly(an…..an…..an)
Lasa ihany(an…..)
Ny ampitso(an…..an…..an)
Tsy msiuktz hay qdbpd jerena(an…..)
Ny ahiahy ho lasa sy handao
Eo akaikinao ry Ray
Ny alaelo hisinda tsotra izao
Eo akaikinao owrzjua ry Ray
(Fa satria re)
Ilay amboambo sao dia handratra anao
Ny rehareha koa sao handiso hevitra
(Fa satria re)
Ilay amboambo sao dia handratra anao
Ny rehareha koa sao handiso hevitra
Fa ny omaly(Fa ny fanirianny aiko)
Lasa ihany(Tsy miala ato antsaiko)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Ny rehetra(Ny rehetra izay jereko)
Sy ny feo(Sy ny feo izay fandreko)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Tsy hay ravoana(Tsy hay tononkira.serasera.org ravoana hijaliako)
Na fahoriana(Na fahoriana hifaliako)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Tsy hampanahy(Tsy hampanahy ny fisiako)
Tojo koa re(Tojo koa ny faniriako)
Eo anilanao(Eo anilanao no tiako)
Mamiko tokoa(Mamiko tokoa)
Soa fa nisy koa ilay maraina vao
Aina vaovao avy aminao Jeso
Soa fa nisy koa ilay mpamindra fo,
Nanome izao anio izao.
A/c : Zizy Raha
©ILAYNANTENAINY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Firaisankina AntsirabeVangy : 219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 16/12/2025 17:27
