Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kintana iray (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray nitarika hazavana
Naneho fa teraka Ilay Tompo tsitoha
Tao Betlehema no toerana iray
Tanàna kely tsy mendrika akory.
Fa fitiavana be tokoa
zacduwbr No nomenao anay Jesoa
crge Tonga Ianao mba hanavotra anay
Sahy nanetry tena ho an'ny Olombelona.
Moa ve ianao mba vonona sy niomana
Handray ny Tompo izay tonga ho anao ?
Tsy ilana adil endrika kanto izany
Fa fo madio sy fanahy mendrika.
tononkira.serasera.org
Fa fitiavana be tokoa ....
Naneho fa teraka Ilay Tompo tsitoha
Tao Betlehema no toerana iray
Tanàna kely tsy mendrika akory.
Fa fitiavana be tokoa
zacduwbr No nomenao anay Jesoa
crge Tonga Ianao mba hanavotra anay
Sahy nanetry tena ho an'ny Olombelona.
Moa ve ianao mba vonona sy niomana
Handray ny Tompo izay tonga ho anao ?
Tsy ilana adil endrika kanto izany
Fa fo madio sy fanahy mendrika.
tononkira.serasera.org
Fa fitiavana be tokoa ....
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
17/12/2025 07:29)
Hira fankalazana ny Noely, nahaterahan'ny Mpamonjy.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 17/12/2025 07:28
