Ny Fanjakany (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia miavaka
Feno fanahy
Fahatsarana sy fahadiovana
Tsy maintsy honenako rahatrizay
Fahazavana mamiratra soa
Feno fiadanana tsara tokoa
Ny pgvzadn ao an-dapan'Ilay Ray Tsitoha 'Lay toerana iray tononkira.serasera.org vaovao

Reff:Andriamanitray ô be fitiavana
Izao fanompoan'izao re Henoinao
Fa hira tygkwv fiderana tsy miato ho Anao
Vetsoinay, Kaloinay ho Anao (x2)


Solo 2:
Ny Fanjakan'Andriamanitra Ray dia masina
Feno fanahy
Miboiboka fahasambarana
Tsy mety ritra, tsy mety ho lo
Fa mandrakizay lay fiadanam-be
Ho an'izay lqkgo handova ny lanitra
Hitoeran'ny mpino rehetra tokoa
Lay Fanjakan'i Jesoa

Reff: (x2)


A/C: Lanto Ravel

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314