Antso Ho anao (Jean Joseph Randrianarisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HO ANAO
1-Any ho any izay,misy lehilahy iray
Nitondra hazofijaliana,niharam-pahoriana
Misy antsoantso iray ,miantso anao indray
miiverena ianao,fa mbola tia anao ny RAY
Refrain :
Fa whscfgm raha ianao ve,mbola tiany ianao
Ireo ota marobe,ho dioviny tsy ho eo anilanao
Aza manahy fa mbola misy fanantenana ho anao
Antsoy jesosy fa hamonjy anao
2-Any ho any izay,misy lehilahy iray
Nitondra ireo helokao ,nisolo voina anao
Moa mba tsapanao,ny soa khhjtbze nataony anao
Raha azonao atao ,raiso izy ho tomponao tononkira.serasera.org
Refrain :
Fa raha ianao ve? mbola tiany ianao

Aza manahy fa mbola misy fanantenana wsluzdep ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jean Joseph RandrianarisoaVisites : 255
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Park3939
Date : 15/12/2025 13:26