Ianareo dia taranaka voafidiny (SEDERAH GOSPEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY
1-Ianareo dia weyx taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany
REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho pvkcxme ahy ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i phjc Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i tononkira.serasera.org Ray
3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH GOSPEL
1-Ianareo dia weyx taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany
REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho pvkcxme ahy ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i phjc Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i tononkira.serasera.org Ray
3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH GOSPEL
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEDERAH GOSPELHits : 236
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 16/12/2025 08:35
