Ianareo dia taranaka voafidiny (Dedesse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY
1-Ianareo dia taranaka dmfgwyty voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany
REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i Ray
3-Ry nyhpg tanora ny fiangonan’i tononkira.serasera.org Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH uztal GOSPEL

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DedesseVangy : 230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 16/12/2025 08:36