Mi-Ray

Nampiditra hagamamytahiana2023
16 ora lasa
Hiran'i Mi-Ray 2 Jereo eto
Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tarika iray izay mivoy ny hira fiderana an'Andriamanitra izay niforona tamin'ny taona 2005 izay ahitana an'i ALAIN, LANJA, NIX ary i TOJO, ireo no mpikambana mandrafitra ny tarika "MI-RAY", i ALAIN no "manager" sady "membre fondateur" an'ny tarika MI-RAY, no sady samy mpamoron-kira avokoa izy 4 mirahalahy ireo, fa i LANJA sy i NIX ary i TOJO no tena mpamoron-kira sady mpandihy no mpihira.

Hevitra momba an'i Mi-Ray

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Mi-Ray (2)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097