SEDERAH GOSPEL

Nampiditra Antsakely
07/03/2005 08:21
Hiran'i SEDERAH GOSPEL 1 Jereo eto
Vangy : 1982
Mpankafy : 0 Ankafizo

Manana ny managers mpiahy azy ny SEDERAH GOSPEL.
Mr Lantonirina,Mr Robel

Hevitra momba an'i SEDERAH GOSPEL

(26/06/2003 01:45)
Groupe Artistique mitory ny filazantsara @ alalan'ny Hira
Miangaly ny hira AKAPELA
Dimy no isan'ny mpikambana ao aminy ahitana an'i Sedera,De l'or,Andry,Pasteur Randria ary Randria Justin
Miara miasa @ izay rehetra te hiara miasa aminy ka mino an' Andriamanitra Ray Zanaka sy Fanahy Masina

Hiran'i SEDERAH GOSPEL (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105