Ny vatanao Jesoa (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vatanao Jesoa (Ry Jesoa)
no indro natolotrao
Ho sakafom-panahy hamelombelona
Mari-pitiavanao nfhql ny nanoloronao ho anay
Ny tenanao Jesoa, ho haninay.
Ka raisinay (fa sitrakay)
Ao am-ponay (fa tononkira.serasera.org mendrika)
Fa soa indrindra (lehibe tokoa)
'Ty natolotrao ho anay
Fa sady aina (mamelona)
No fifaliana (anatinay)
Ny mandray ity vatanao.
Nanasa anay nsskacz Ianao (Ry Jesoa)
Hiray latabatra
Hiara-paly, hikorana nvzfow Aminao Tomponay
Sambatra sady tretrika izahay fa finidinao
Ka loa-bava hoe : "deraina Ianao".
no indro natolotrao
Ho sakafom-panahy hamelombelona
Mari-pitiavanao nfhql ny nanoloronao ho anay
Ny tenanao Jesoa, ho haninay.
Ka raisinay (fa sitrakay)
Ao am-ponay (fa tononkira.serasera.org mendrika)
Fa soa indrindra (lehibe tokoa)
'Ty natolotrao ho anay
Fa sady aina (mamelona)
No fifaliana (anatinay)
Ny mandray ity vatanao.
Nanasa anay nsskacz Ianao (Ry Jesoa)
Hiray latabatra
Hiara-paly, hikorana nvzfow Aminao Tomponay
Sambatra sady tretrika izahay fa finidinao
Ka loa-bava hoe : "deraina Ianao".
--------
Lien:
Commentaires
Black7
(
17/12/2025 07:25)
Hira natao hanomezam-boninahitra ny Vatana Masin'i Kristy.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 17/12/2025 07:24
