Zanahary (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio tononkira.serasera.org ny lasa adsdgfnt ho tsara fikasa.
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho omicbrv tsara fikasa.
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no nynnie mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Firaisankina Antsirabe
Vangy : 345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 16/12/2025 17:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1053