Teny tokana (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Tompo ny vahoakanaoTonga mba hivalo, hitalaho
Mahatsiaro tena menatra manoloana Anao
Ka diovy ho afaka heloka.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
Ny mpanota hiova no tianao
Ka naleonao maty ho anay
Ny Ranao izay latsaka ho anay nitondra famonjena
Tsy hahavery ny fanahinay.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
--------
Link:
About this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 69
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 17/12/2025 07:34
