Ny Fanilo

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
05/10/2004 10:39
Hiran'i Ny Fanilo 11 Jereo eto
Vangy : 11998
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Ny Fanilo

nah (02/11/2005 09:26)
hitory ny filazantsara no tena masaka ao antsin'ity tarika iray ity, araka izany dia miara-miasa @ izay rehetra mila azy ny tarika. Tanora avokoa ny mpikambana ao. Efa namoaka VCD 1 ary eo am-panomanana ny VCD 2 ry zareo izao. Asa aloha ny anareo fa ny ahy dia ny hira ba-gasy no tena ankafizako azy é, tena manavanana azy mihintsy mantsy io gadona iray io. Mahafatifaty daholo ny vehivavy ao indrindra fa i Salohy sady vao afaka BAC teo izy (2005)

Hiran'i Ny Fanilo (11)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114