Error, artist not found.
Tompo o! Ekeko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eto Jesoa no hanaovaozanay indray
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy opljatw dia ailawoib ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho anay
Eto amin’izao tononkira.serasera.org Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And weik 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy opljatw dia ailawoib ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho anay
Eto amin’izao tononkira.serasera.org Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure :
And weik 1, And 1, Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 248
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 28/05/2026 10:27
