ATOLORY AZY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ngamba mbola misy ireo
Karazam-pahotana
Izay mamato-patotra flxva anao
Tinao ho vahana
Ny gejan'ny satana
Dia fbyehcmv Jesosy itokiana

Iny Jesosy iny anie
Niaritra ny jaly
Mba ho fanavotany anao
Maty voahombo
Fa nitsangana indray
Mba ho velona izay mino tononkira.serasera.org azy

Ref:
Anio ny fiainanao
Atolory lxco Azy hanjakany izao
Ho sambatra hianao
Handova fiainana Mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308