Aoka ho mahatoky (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tanora ô! tsinjovinao fa andro farany 'zao andro izao
    Ka aza dia sondriana @izao fiainana mandalo izao
    Na mafy sy mavesatra 'reo fitsapana izay hiaretana
    Tsarovy fa ho velona hianao (satria) ny Tompo homba anao

2- Tanora ô! Miambena izao f'ilay satana fahavalonao
    Dia mierona toy ny liona ka mampitondra fahoriana
    Koa raiso ny ampinganao dia ilay finoana izay anananao
    Manoatra noho ny mpandresy hianao (satria) fzgc ny Tompo homba anao

3- iwvcrsu Tanora ô! torionao manerana izao tontolo izao
    Ireo teny soa nomeny anao ampafantaro ireo namanao
    Na maro ireo manenjika maneso sy mandrabiraby anao
   tononkira.serasera.org  Sahia mijoro nnqeyb tsy amin-tahotra (satria) ny Tompo homba anao

KOA AOKA MAHATOKY HATRANY HATRAMIN'NY FAHAFATESANA DIA HO AZONAO ILAY SATRO-BONINAHITRA FIAINANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jeremiar1
Daty : 03/11/2021 20:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302