Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANEHOAM-PITIAVANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao ny lapan'ny Rainy i Jesosy
Nanetry tena ka nidin'ety
Tsy nataony ho fikirina mafy
Ny voninahiny (tiany hianao)
Raha izay eso sy latsa nihatra
Dia tsy nahoany fa niaretany
Ary ny endriny dftb voaraparapa
Mafy ireo nentiny (ho anao)
Eny nafoiny hatramin'ny Ainy
Tiany tena tiany ianao
Iza ary izao no hanaiky crmlxnuj tononkira.serasera.org ho vonjena
Ka handray izany fitiavana
Amin'ireo olona sesehena
Izay mino ny anarany yndlnvhh (mba minoa)
Ka mba ho isan'izay mba handova
Izay nomaniny
Nanetry tena ka nidin'ety
Tsy nataony ho fikirina mafy
Ny voninahiny (tiany hianao)
Raha izay eso sy latsa nihatra
Dia tsy nahoany fa niaretany
Ary ny endriny dftb voaraparapa
Mafy ireo nentiny (ho anao)
Eny nafoiny hatramin'ny Ainy
Tiany tena tiany ianao
Iza ary izao no hanaiky crmlxnuj tononkira.serasera.org ho vonjena
Ka handray izany fitiavana
Amin'ireo olona sesehena
Izay mino ny anarany yndlnvhh (mba minoa)
Ka mba ho isan'izay mba handova
Izay nomaniny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 28/08/2021 20:23
